Entrée kongona
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany [Rajemisa 1985]
 karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina [SLP 1986]
Explications en anglais a bedbug; a cattle tick [Hallanger 1973]
Explications en français punaise des lits; tique [Hallanger 1974]
 punaise [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples 
1Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny [Andraina: Mitaraina]
2noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy [Rapatsalahy: Kintana]
Citations 

Mis à jour le 2021/10/16