| Entrée (1/2) | 1 komby |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Efi-pandrian' ny vehivavy tera-bao fahizay, izay voafefy tsihy tamin' ny lafiny efatra ary misy tohoka afo hanafana azy.
4 Takoboka tsihy voazaitra fanao amin' ny filanjam-behivavy. [1.1] |
| Dérivés |
|
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 17 komby |
| Partie du discours | 18 nom |
| Explications en français |
19 Voir kompy..
[Sakalava]
[1.196] |
| Vocabulaire | 20 Botanique |
| Anagrammes | 21 komby, 22 mbiko |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|