|
|
|
|

Entrée1  kombarika
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika"
Explications en anglais  5  [1.7] a scaffold; holes for fastening scaffolding
Explications en français  6  [1.8] échafaudage, trous pour fixer un échafaudage
Synonymes  7  kombarina

Mis à jour le 2025/08/10