|
|
|
|

Entrée1  koman
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina. [1.1]
Explications en français  4 chef, administrateur.. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  5  Militaire

Anagrammes  6 komandà, 7 mandoka, 8 mondaka

Mis à jour le 2025/09/12