Entrée komandy
Partie du discours nom
Explications en malgache Governora mpitondra faritany iray lehibe tamin' ny tany gasy fahizay, mitovitovy amin' ny lehiben' ny faritany ankehitriny [1.1]
Explications en anglais The governor of a town or district in former times [1.7]
Explications en français Gouverneur d'une ville ou d'un district autrefois [1.8]
Exemples 
1Nizaha maso ny Komandy. [2.895]
2Andriantsimahaidiso no komandy tao Vohipeno. [2.508]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : komandy, komandiko, komandinao, komandiny, komandintsika, komandinay, komandinareo, komandin', komandin-, komandim-

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31