Explications en malgache |
4 [1.13] amboarina sy karakaraina fatratra
5 [1.62#625] tezaina sy beazina saina, fo sy fanahy hanana toetra sy mendrika araka ny fitsipi-pitondran-tena mifanandrify amin' ny fomba amam-panaon' ny fiarahamonina ivelomana ary mitatra amin' ny fiarahamonina hafa: Koloina mba hanana fahaiza-miaina sy fahaiza-manao ary hanana ny maha izy azy ny taranaka
tandremana sy karakaraina ary kokakojaina fatatra mba ho soa sy haharitra: Tsy ny saina sy fo amam-panahy ihany no koloina fa ny vatana indrindra koa
|