Entrée kokolampo
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan' olondia, iray karazana amin' ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra ao aminy, araka ny finoan' ny foko sasany; fa tsara sy manasoa olona kosa araka ny finoan' ny foko hafa [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31