|
|
|
|

Entrée1  kokoa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Teny atao eo aorian' ny mpamarira: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa amin' ny fampitahana, dia asiana ny teny hoe noho eo alohany: Mafy ny vato fa mafy kokoa ny vy / Mamy kokoa ny tantely noho ny akondro [1.1]
Explications en anglais  4  placed after a comparative adjective, as: tsara, good; tsaratsara kokoa, better [1.7]
Explications en français  5  qui indique la comparaison; ex.: tsara, bon; tsaratsara kokoa, meilleur [1.8]
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot kokoa

Anagrammes  10  kaoko, kokoa

Mis à jour le 2020/07/31