Entrée kokoa
Partie du discours adjectif
Définition malgache Teny atao eo aorian' ny mpamarira: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa amin' ny fampitahana, dia asiana ny teny hoe noho eo alohany: Mafy ny vato fa mafy kokoa ny vy / Mamy kokoa ny tantely noho ny akondro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise placed after a comparative adjective, as: tsara, good; tsaratsara kokoa, better [Hallanger 1973]
Définition française qui indique la comparaison; ex.: tsara, bon; tsaratsara kokoa, meilleur [Hallanger 1974]
Citations 

2010/12/03