| Entrée | 1 kodiarana |
| Radical | 2 kodia |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 a wheel.
[1.7] |
| Explications en français |
6 roues.
7 boules que les enfants font rouler sur un plan incliné. [1.3] 8 roue. [1.8] |
| Exemples |
9 Ny kodiarana an-kavanana no voa.
[2.332#]
10 Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny. [1.281#ikakilaysyifaralahy] 11 Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary. [2.4#] |
| Synonymes | 12 kodia |
| Tous les mots composés | 13 5 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|