Entrée | 1 kobonina |
Radical | 2 kobona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Rakofana aminy itandremana, afenina ao anaty lamba na akanjo: Nokoboniny tao anaty lambany ilay lefompohy ka tsy aisy nahita 5 Tazonina ao am-po, tsy lazalazaina amin' olona: Nokoboniny tao ny alahelony ka nony ela nanimba ny sainy [1.1] |
Explications en français |
6 Qu’on couvre soigneusement, qu’on cache dans son vêtement: Nokoboniny tao anatin’ ny lambany ny akoho, fa naneno tampoka (Il cachait sous son lamba un poulet, qui s’est mis tout à coup à crier) [1.3#345] |
Exemples |
7 Tamin' ny voalohany, tsaroako ny fijaliany, ny hatezerany koboniny ao am-pony, hita tamin' ny tarehiny koa ny dian' ny fihambatany nentiny. [2.472] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 ikobonan, kobonina, naboniko, nakobony, nibonoka, nikobona, nobinako, nobokain, nokinoba, nokobain, nokobani |
Mis à jour le 2023/02/28 |