|
|
|
|

Entrée1  koaintsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra. [1.1]
Explications en français  4 coing, cognassier. Cydonia vulgaris. [1.3]
5 (de l'anglais quince). Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae). Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.). Voir aussi kontsy.. [Merina] [1.196]
Exemples  6  ny koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany. [1.357#]
Vocabulaire  7  Botanique
Synonymes  8 kontsy
Nom scientifique 

Anagrammes  9 kitsoina, 10 koaintsy, 11 tsaikony, 12 tsy añoky

Mis à jour le 2025/11/09