|
|
|
|

Entrée1  kitranina
Radical  2 kitrana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Ampanenoina amin' ny fampifandonana: Aza kitranin' ialahy ny lovia fa mahamenatra olona
5 Ahetsiketsika, akofokofoka, akorontana: Nokitranin' ny zanany tao ny bokiny [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/12/08