|
|
|
|

Entrée1  kisarotro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  tsihy aro orana entin'ny mpiambin'omby, lambanan-tsihy roa miompana ary avitrana ny sakany anankiray [Betsileo] [1.78]
Synonymes  4  kizotra

Anagrammes  5 kisarotro, 6 tsiroroka, 7 tsororika

Mis à jour le 2025/09/12