Entrée | 1 kirioka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza tandrok' omby mahitsy fa kely rirana ary fahita amin' ny omby tsy dia araka ny izy ny halehiben' ny lohany [Betsileo]
[1.1] |
Tableaux et planches |
4 Formes des cornes des boeufs |
Anagrammes | 5 akikiro, ikirako, kiraiko, kiraoky, kirioka, rikaiko |
Mis à jour le 2024/01/18 |