Entrée kirana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin' ny zavatra hita tsy nampoizina: Kirana Isambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31