|
|
|
|

Entrée1  kintana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1]
Explications en anglais  4  a star [1.7]
Explications en français  5  étoile [1.8]
Exemples  6  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
Vocabulaire  7  Astronomie
Mots composés 
Ethnonymes 
Titres  11  Ilay kintana mainty (Rapatsalahy Paul)
12  Ilay Kintana mamirapiratra : Tantaran' olona tamin' ny andron' ny Menalamba (Rajohanesa Philippe)
Citations  13  Textes citant kintana
Article  14  Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15  kintana, tankina

Mis à jour le 2023/08/12