Entrée kintana
Partie du discours nom
Définition malgache Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a star [Hallanger 1973]
Définition française étoile [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Citations 
Articles 

2017/06/29