Entrée kinia
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] fikasana [Rakotosaona 1975]
  [Bara] fandrahonana, fananana risi-po [Rakotosaona 1975]
 Fanaovana zavatra an-tsitrapo, fanahy iniana mba hamazivaziana olona na noho ny hamaivana an-doha [Rajemisa 1985]
Synonymes kiniania

Entrée kinia
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Tambahoaka] iniana [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31