|
|
|
|

Entrée1  kinaolo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan' olon-dia izay voalaza ho fohy ary ratsy tarehy izaitsizy.
4 Olona mahia tsisy nofo mova tsy taolam-potsiny. [1.1]
Vocabulaire  5  Croyances

Anagrammes  6 kinaolo, 7 koloina

Mis à jour le 2025/09/12