|
|
|
|

Entrée1  kimosamosa
Partie du discours  2  nom
Radical  3  mosamosa
Explications en malgache  4  [1.10] (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina
5  [1.1] Jereo mosalahy
Explications en français  6  [1.3#331] Comme mosalahy

Mis à jour le 2025/02/02