|
|
|
|

Entrée1  kilaolao
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako
4 Tsilalao
5 Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny
6 Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1]
Synonymes  7 kilalao

Mis à jour le 2025/09/12