|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kilany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao tsako sesilany / ny kisoa miosanosana, mifandrombaka an-kilany" (Dox)
Analogues  4  tavin-kisoa, karabe, lokaloka

Entrée (2/2)5  kilany
Partie du discours  6  nom kilaka et pronom
Radical  7  kilaka

Anagrammes  8  Ankily, kaliny, kilain, kilany, kinaly, kinila, lakiny, nailik, nikaly, nilika

Mis à jour le 2025/04/19