Entrée kijanajanaka (zanaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Lalao ataon' ny ankizy amin' ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy trotroiny. Indraindray koa ilay sariolona kely na saribakoly mihitsy [1.1]
Explications en français Poupée ou tout ce qui en tient lieu, que les enfants portent sur le dos [1.3]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/02/15