|
|
|
|

Entrée1  kifolona
Radical  2  folona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fakan-javatra fihinana
Explications en français  5  [1.196] Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae). Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette. Elles seraient purgatives à haute dose. La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa). [Merina]
6  [Sakalava]
Exemples  7  Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony. [2.643#]
Nom scientifique 

Anagrammes  9  fanoloky, fikoloan, finolako, kifolona, nafiloko, nalofiko, nofaliko

Mis à jour le 2022/05/27