| Entrée | 1 kifolona |
| Radical | 2 folona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fakan-javatra fihinana
[1.1] |
| Explications en français |
5 Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae).
6 Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette. 7 Elles seraient purgatives à haute dose. 8 La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa). [Merina, Sakalava] [1.196] |
| Exemples |
9 Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony.
[2.643#]
|
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 10 fanoloky, 11 kifolona |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|