Entrée kifafa (fafa)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) [Rajemisa 1985]
Synonymes kofafa
Citations 

2009/02/23