|
|
|
|

Entrée1  kidaondaona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fidondonana, kotrankotrana andrenesana dobodoboka tahaka ny feon' ny amponga
Hasahiana mihoa-pampana amin' ny fitenenana, fidaondaom-bava [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12