Entrée kiana
Partie du discours nom
Définition malgache tsiny, kilema [Ravelojaona 1937]
 tsiny kely, kilema tsy dia manao ahoana [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Morphologie 
kiana
kiany
Exemples Tsy misy kiany itý sary itý, na dia kely aza [Abinal 1888]

Entrée kiana
Partie du discours nom
Définition malgache iavian' ny hoe makiana [Ravelojaona 1937]
 Enti-milaza toetra mora vaky. [Rajemisa 1985]
Définition française fragilité, facilité à se casser, à se briser [Abinal 1888]
Dérivations 

2017/04/02