|
|
|
|

Entrée1  ketraketraka
Radical  2 ketraka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  4 duplicatif fréquentatif. [1.3]
Exemples  5  Ka noho izany fahalozan' ny Andriana izany, dia nandry andriran' antsy ny vahoaka Imerina sy ny vazimba ka ketraketraka tsy nahasa loatra intsony nahita ity fiovan' ny fitondrana efa tena niharatsy. [1.436#]
6  Noho izany, ketraketraka sahady izy ireo ny amin' ny hahazoana mamonjy an-dRamarovolana fa toa fitondrana avy any Ambony no mahatonga izao ka toa hambinina ny fikelezan' aina izay hatao hamonjena azy. [2.587#]
Dérivés 
Noms :

Mis à jour le 2025/09/19