Entrée Ketaka
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache Anarana entina manondro zazavavy kely: Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka
Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento atỳ ange io antsy io, ry Ketaka itỳ [1.1]
Exemples 
1Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4]
2ka indro Ketaka, tsy vavy io fa Lahy; [2.48]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2022/11/15