|
|
|
|

Entrée1  kentsonina
Radical  2  kentsona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ovana ho kentsona: Aza kentsonina ny fiteninao fa raha te hilaza ianao hoe: "manatona an' i Dada aho", dia hanjary hoe "manantona an' i Dada aho" [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  ikentsonan, kentsonina, nakentsony, nikentsona, nokinetsan

Mis à jour le 2023/01/05