|
|
|
|

Entrée1  kentana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka
Explications en français  4  [1.3#322] Petit, fluet mais vif, alerte
Exemples  5  Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470#]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07