Entrée kentana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka [1.1]
Explications en français Petit, fluet mais vif, alerte [1.3]
Exemples Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/24