Entrée kenda roroka
Mots élémentaires kenda ; roroka
Partie du discours locution
Explications en malgache Fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina [1.1]
Exemples Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo. [1.437]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11