Entrée kenda
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misy zavatra mibahana ao anaty tenda ka manjary sempotra tsy afa-miaina: Kendam-bomanga i Lita kely ka nivontirika ny voamasony
Voageja, voatery mafy, voafihina ny tenda: Kenda aho fa vahao ny bokotry ny vozon' akanjoko
Enti-milaza zavatra, fantsona na lakan-drano, izay tsentsina na tampina ka tsy mamela handeha izay asisika na alefa ao anatiny: Kenda ny basy ka tsy mety mandeha ny fahana [1.1]
Explications en anglais Choked, throttled [1.7]
Explications en français étranglé [1.3, 1.8]
 Serré au cou, obstrué, se dit du gosier, des canaux, des fusils, des tuyaux, des tubes [1.3]
Exemples 
1Tompoko, hoy i Fandrava tamin'ny feo efa kenda. [2.895]
2Niantso vonjeo aho kanefa tsy naloa-peo fa kenda. [2.643]
3Kendan’ ny taolana aho (Je suis étranglé par un os) [1.3]
4Kendan' ny vozon' akanjo aho (Je suis étranglé par le collet de la chemise) [1.3]
5Kenda ny basy ka tsy mety mandeha fahana (La charge du fusil est trop serrée et il ne veut pas partir) [1.3]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/07/29