Entrée kazavana > hazavana (zava)
Partie du discours nom
Explications en malgache  zava [1.1]
Explications en anglais Lightness, brilliancy [1.7]
Explications en français La lumière, la clarté [1.3]
 Lumière, clarté [1.8]
Exemples 
1Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho. [2.470]
2Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499]
Morphologie 
Simple : hazavana, hazavako, hazavanao, hazavany, hazavantsika, hazavanay, hazavanareo, hazavan', hazavan-, hazavam-, hazava-
Préfixée : -kazavana, -kazavako, -kazavanao, -kazavany, -kazavantsika, -kazavanay, -kazavanareo, -kazavan', -kazavan-, -kazavam-, -kazava-
Synonymes fahazavana
Mots composés 

Anagrammes