|
|
|
|

Entrée1  kavia
Radical  2  havia
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: kavanana) [1.1]
Explications en anglais  5  left-handed [1.7]
Explications en français  6  gaucher [1.8]
Exemples  7  Ity sampin-kavia ity dia fisampin' ny olona kavia rahateo no sady izaran' ny olona sasany tia aingitraingitra. [2.436#]
Antonymes  8  kavanana

Anagrammes  9 akavy, 10 ivaka, 11 kavia, 12 vaika, 13 viaka

Mis à jour le 2025/09/12