Entrée | 1 katsentsitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.13] ilazana izay mivelona ao amin'ny hafa |
Explications en français |
4 [1.13] parasite |
Exemples |
5 Ny dikin'ny olona iray misy amiba dia feno ireo katsentsitra kely ireo antapitrisany maro. [2.424#] |
Vocabulaire |
6 Biologie |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/06/12 |