|
|
|
|

Entrée1  katsa-drahana
Mots élémentaires  2 katsaka, 3 rahana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 katsaka andrahoina amin' ny taolany, dia ahahy, ary rehefa maina, kofoina hiala amin' ny taolany dia tehirizina, ka rehefa hohanina vao totoina sy andrahoina indray [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12