|
|
|
|

Entrée1  kase
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase)
Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka)
Explications en anglais  4  [1.7] a stamp, a seal
Explications en français  5  [1.8] cachet, empreinte de cachet
Mots composés 

Anagrammes  8  kase, kesa, seka

Mis à jour le 2021/10/02