|
|
|
|

Entrée1  karohina
Radical  2 karoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Haronina any anaty...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto / Nokarohiko tao an-davaka ilay vola very.
5 Ahetsiketsika mba hifangaro: Tsy nokarohinao tsara ny tavolo ka niraikitra tamin' ny vilany.
6 Tadiavina, kezahina ho fantatra: Nokarohina eran' ny trano ilay fanalahidy fa tsy hita / Efa nokarohina an-taonany maro ny fanafodin' ny kansera nefa mbola tsy hita hatramin' izao. [1.1]
Explications en anglais  7 to be investigated; to be sought; cf tady, zaha. [1.7]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12 karofana

Mis à jour le 2025/09/12