Entrée karibonetra
Partie du discours nom
Explications en malgache Vovo-panafody fotsifotsy fandevonan-kanina, izay ataon' ny olona matetika amin' ny sakafo toy ny mangahazo mba hampahalemy azy na hampitombo azy hisavovona rehefa masaka [1.1]
Explications en anglais Bicarbonate of soda [1.7]
Explications en français Bicarbonate de soude [1.8]
Vocabulaire 
Origine Anglais: bicarbonate.

Mis à jour le 2020/07/31