Entrée karatoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Bara hazo mifantsika amin' ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka na akaratoka ary miditra amin' ny vy mihonkona amin' ilay kopa-baravarana iray hafa, dia mahatonga ny varavarana hihidy mafy [1.1]
Explications en français Loquet [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31