|
|
|
|

Entrée1  karandoha
Mots élémentaires  2 karana, 3 loha
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy. [1.1]
6 fitambaran'ny taolan-doha. [1.13]
Explications en anglais  7 a skull. [1.7]
Explications en français  8 crâne. [1.8, 1.13]
Exemples  9  Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285#]
10  Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424#]
Vocabulaire  11  Biologie

Mis à jour le 2025/10/11