Entrée | 1 karama |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko 4 Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana [1.1] |
Explications en anglais |
5 wages [1.7] |
Explications en français |
6 salaire, traitement [1.8] |
Exemples |
7 Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama. [2.472#] 8 Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245#] 9 Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499#] |
Dérivés |
|
Analogues | 15 1.1=Tamby=vava vola=vidin-katsembohana=vidin' aina=valin-kasasarana=takalom-patsa vidim-pihinanana=fihinanana=sakafo=fivelomana=kapoaka=vidin-jiro=hasin-tanana=falim-po=fankasitrahana |
Mots composés |
|
Article |
21 Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 22 kamara, karama, makara, Ramaka |
Mis à jour le 2023/10/24 |