|
|
|
|

Entrée1  kaporaly-sefo
Mots élémentaires  2 kaporaly, 3 sefo
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina. [1.1]
Vocabulaire  6  Militaire

Mis à jour le 2025/09/12