|
|
|
|

Entrée1  kapoly
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Hazo madinidinika mahatratra roa metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny mandronono fotsy mety mivaingana ary azo nifisana ho toy ny tady kely [Taisaka, Tandroy, Tsimihety]
Vocabulaire  4  Botanique: arbre

Anagrammes  5 kapoly, 6 kolipa, 7 Pikola, 8 piloka

Mis à jour le 2025/09/12