|
|
|
|

Entrée1  kapo-tandrimo
Mots élémentaires  2 kapoka, 3 tandrimo
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1]
Synonymes  6 vely tandrimo

Mis à jour le 2025/10/11