Entrée kapiteny
Partie du discours nom
Définition malgache manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny lietnà ary ambanin' ny komandà; mitovy fahamboniana amin' ny lieutenant de vaisseau amin' ny tanisa andranomasina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a captain [Hallanger 1973]
Définition française capitaine [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: capitaine.
Citations 
Articles 

2017/06/29